FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Septambra p. 5
  • Porofon’ny Fitiavan’i Jehovah ny Famaizany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Porofon’ny Fitiavan’i Jehovah ny Famaizany
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • “Izay Tian’i Jehovah no Faiziny”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ahoana no fiheveranao ny lalàm-pifehezana?
    Ny Fahatanoranao—Ny Fomba Handraisan-tsoa Be Indrindra avy Amin’izany
  • Famaizana, Fananarana, Fifehezana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fantaro ny Anton’ny Fananarana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Septambra p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | HEBREO 12-13

Porofon’ny Fitiavan’i Jehovah ny Famaizany

12:5-7, 11

Vehivavy iray mamaky ny boky “Mianara Amin’ilay Mpampianatra Lehibe” amin’ny zanany vavy

Tafiditra amin’ny hoe famaizana ny fanasaziana, fanitsiana, fanomezana toromarika, ary fampianarana. Manafay ny zanany ny ray be fitiavana. Hoatr’izany koa no ataon’i Jehovah amintsika. Mahazo famaizana isika rehefa...

  • mamaky Baiboly, mianatra samirery, misaintsaina, na manatrika fivoriana

  • misy mpiara-manompo manome torohevitra na manitsy antsika

  • mizaka ny vokatry ny fahadisoantsika

  • omena fananarana na roahina tsy ho anisan’ny fiangonana

  • avelan’i Jehovah hiatrika fitsapana na fanenjehana.—w15 15/9 21 § 13; it “Famaizana, Fananarana, Fifehezana”: “Ireo manome izany sy ny tanjony” § 4

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara