FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb19 Novambra p. 3
  • Aza Manahaka An’ity Tontolo ity Rehefa Manomana Mariazy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Aza Manahaka An’ity Tontolo ity Rehefa Manomana Mariazy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampakaram-bady Mahafaly sy Mendri-kaja
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • Fampakaram-bady Mahafaly Izay Manome Voninahitra An’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
  • Fampakaram-bady Manome Voninahitra An’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
  • Asehoy Amin’ny Fomba Fiainanao ny Finoanao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2019
mwb19 Novambra p. 3
Sarin’ny mpivady iray sy ny fianakaviany tamin’ny mariaziny

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Aza Manahaka An’ity Tontolo ity Rehefa Manomana Mariazy

Mila mandray fanapahan-kevitra be dia be ny Kristianina rehefa manomana mariazy. Angamba izy ireo te hanao mariazy manetriketrika, satria izany no fanaon’ny manodidina. Mety samy hanana ny heviny koa ny fianakaviana sy ny namana, rehefa milaza ny zavatra tokony hatao amin’ilay mariazy. Tsy hanenina sady hanana feon’ny fieritreretana madio ny Kristianina, raha mety tsara ny fomba anomanany ny mariaziny. Inona ny toro lalan’ny Baiboly afaka manampy azy ireo?

JEREO ILAY VIDEO HOE MARIAZY MANOME VONINAHITRA AN’I JEHOVAH, ARY VALIO IRETO:

  • Nahoana no nanampy an’i Nicholas sy Juliana ireto toro lalan’ny Baiboly ireto?

    • 1Ko 10:31

    • 1Jn 2:15, 16

    • Ga 5:19-21

    • 1Ti 2:9

  • Nahoana ny Kristianina manomana mariazy no tokony hifidy rahalahy matotra mba ho ‘mpiandraikitra ny fanasana’?—Jn 2:8-10.

  • Inona avy ny safidy nataon’i Nicholas sy Juliana momba ny mariaziny, ary nahoana?

  • Iza no tokony handray ny fanapahan-kevitra farany momba an’izay hatao amin’ilay mariazy?—w06 15/10 25 § 10.

Sary: Nalaina avy amin’ilay video hoe ‘Mariazy Manome Voninahitra An’i Jehovah.’ Manomana ny mariaziny i Nicholas sy Juliana, ary be dia be ny fanapahan-kevitra mila raisin’izy ireo. 1. Nicholas sy Juliana, samy mivavaka. 2. Tablette sy taratasy mampiseho ny fikarohana nataon’izy ireo. 3. Miresaka amin’ny fianakaviany izy ireo. 4. Manomana ny fanasana miaraka amin’ny havany sy ny namany izy ireo.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara