FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Janoary p. 1
  • Hevitra Azo Resahina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hevitra Azo Resahina
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • ●○○ FITORIANA
  • ○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY
  • ○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020

    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Janoary p. 1
Noa sy ny fianakaviany mampiditra an’ireo biby sy sakafo ao amin’ny sambofiara.

Noa sy ny fianakaviany, efa hiditra ao amin’ny sambofiara

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Iza no anaran’Andriamanitra?

Andinin-teny: Sl 83:18

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no toetran’i Jehovah miavaka indrindra?

FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:

  • Boky ‘Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?’ sy bokikely ‘Vaovao Tsara Natao ho Anao!’

    bhs 12 § 14

  • fg lesona 2

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona no toetran’i Jehovah miavaka indrindra?

Andinin-teny: 1Jn 4:8

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataonao raha te ho naman’Andriamanitra ianao?

FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:

  • Boky ‘Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?’ sy bokikely ‘Vaovao Tsara Natao ho Anao!’

    bhs 11 § 13

  • ll 29

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona no tokony hataonao raha te ho naman’Andriamanitra ianao?

Andinin-teny: Jn 17:3

Horesahina amin’ny manaraka: Mampahafantatra an’izay hitranga amin’ny hoavy ve i Jehovah?

FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:

  • Boky ‘Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?’ sy bokikely ‘Vaovao Tsara Natao ho Anao!’

    bhs 15 § 19

  • fg lesona 3

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara