FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Febroary p. 1
  • Hevitra Azo Resahina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hevitra Azo Resahina
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • ●○○ FITORIANA
  • ○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY
  • ○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Hevitra Azo Resahina
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Febroary p. 1
Abrahama mampianatra an’i Isaka momba an’i Jehovah, ary manondro ny lanitra feno kintana. Saraha mijoro ao aoriana sady mijery azy ireo.

Abrahama mampianatra an’i Isaka momba an’i Jehovah

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Ahoana no hahalalantsika an’izay hitranga amin’ny hoavy?

Andinin-teny: Is 46:10

Horesahina amin’ny manaraka: Inona ny faminanian’ny Baiboly tanteraka amin’izao?

FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:

  • Boky ‘Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?’ sy bokikely ‘Vaovao Tsara Natao ho Anao!’

    bhs 29 § 2

  • fg lesona 3 § 2

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Inona ny faminanian’ny Baiboly tanteraka amin’izao?

Andinin-teny: 2Ti 3:1-5

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no fitahiana ampanantenain’Andriamanitra ho an’ny olombelona?

FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:

  • Boky ‘Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?’ sy bokikely ‘Vaovao Tsara Natao ho Anao!’

    bhs 97 § 10

  • fg lesona 1 § 3

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Inona no fitahiana ampanantenain’Andriamanitra ho an’ny olombelona?

Andinin-teny: Is 65:21-23

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hataon’i Jesosy mba hahazoantsika an’ireo fitahiana ireo?

FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:

  • Boky ‘Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?’

    bhs 35 § 20

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara