FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Aogositra p. 6
  • Mampiofana sy Mizara Andraikitra ny Olona Manetry Tena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mampiofana sy Mizara Andraikitra ny Olona Manetry Tena
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Ry Loholona — Manankìna Asa Amin’ny Hafa!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1992
  • Omeo Andraikitra ny Lehilahy Mendri-pitokisana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
  • Mizara Andraikitra ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2009
  • Nahoana no Ilaina ny Manetry Tena?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2017
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Aogositra p. 6
Sary: Anti-panahy za-draharaha mampiofana rahalahy iray mba hitana andraikitra bebe kokoa eo anivon’ny fiangonana. 1. Mitazona mikrô ilay rahalahy, ary manome valin-teny ilay anti-panahy za-draharaha. 2. Mitsidika ondry miaraka amin’ilay anti-panahy za-draharaha ilay rahalahy. 3. Efa lasa anti-panahy ilay rahalahy, ary miteny izy mandritra ny fivorian’ny anti-panahy. 4. Mitarika ny Fianarana ny ‘Tilikambo Fiambenana’ ilay anti-panahy vaovao. Ilay anti-panahy za-draharaha no mamaky teny.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 17-18

Mampiofana sy Mizara Andraikitra ny Olona Manetry Tena

18:17, 18, 21, 22, 24, 25

Hita hoe manetry tena sy be fitiavana ary mahatsinjo lavitra ireo rahalahy za-draharaha, raha mampiofana sy mizara andraikitra amin’ny tanora. Ahoana no hanaovana an’izany?

  • Jereo hoe iza no azo omena andraikitra fanampiny

  • Hazavao tsara aminy izay tokony hataony

  • Omeo azy izay rehetra ilainy mba hamitana an’ilay izy, ohatra hoe vola na fitaovana na zavatra hafa

  • Jereo ny fandrosoany, ary teneno izy hoe matoky ianao fa ho vitany ilay andraikitra

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no andraikitra azoko ampanaovina olon-kafa?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara