FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Novambra p. 4
  • Omeo ny Tsara Indrindra i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Omeo ny Tsara Indrindra i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Omeo ny Tsara Indrindra i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • “Homba Anao Aho Rehefa Miteny Ianao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Fanati-piderana Mampifaly An’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2000
  • Loha Hevitra ato Anatiny
    Mifohaza!—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Novambra p. 4
Sary: Ireo karazana fanatitra neken’i Jehovah. 1. Lafarinina tsara toto. 2. Voromailala. 3. Ondry entin’ny fianakaviana iray ary omeny ny mpisorona.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LEVITIKOSY 4-5

Omeo ny Tsara Indrindra i Jehovah

5:5-7, 11

Afaka nihavana tamin’i Jehovah ny Israelita rehetra. Na ny mahantra indrindra aza afaka nanome fanatitra nankasitrahan’i Jehovah, rehefa ny tsara indrindra no nomeny. Afaka nanome lafarinina, ohatra, izy ireo. Tokony ho “tsara toto” anefa ilay izy, hoatran’ilay omena ny vahiny manan-kaja. (Ge 18:6) Mety ho voafetra koa ny vitantsika noho ny toe-javatra iainantsika. Eken’i Jehovah anefa ny “sorona fiderana” avy amintsika, raha ny tsara indrindra no omentsika azy.—He 13:15.

Nahoana izany no mampahery anao raha tsy mahavita be hoatran’ny taloha intsony ianao, satria marary na efa osa?

Sary: Anabavy roa manolotra ny ‘sorona fiderana’ tsara indrindra ho an’i Jehovah. 1. Anabavy manompo ao amin’ny faritany miteny vahiny ary mitory eny an-tsena. 2. Rahavavy zokiolona manoratra taratasy ao an-tranony.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara