FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Desambra p. 5
  • Tsy Maintsy Madio Ireo Manaraka ny Fivavahana Marina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Tsy Maintsy Madio Ireo Manaraka ny Fivavahana Marina
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • Nodiovina mba Hanao Asa Tsara
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Fahalotoana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fidiovana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Tian’Andriamanitra ny Olona Madio
    “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Desambra p. 5

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LEVITIKOSY 14-15

Tsy Maintsy Madio Ireo Manaraka ny Fivavahana Marina

15:13-15, 28-31

Raha te ho tian’Andriamanitra foana isika, dia tsy maintsy madio amin’ny lafiny rehetra, na ara-batana izany, na ara-pitondran-tena, na ara-panahy. Midika izany hoe ny fitsipik’i Jehovah momba ny fahadiovana no arahintsika, na dia tsy manao an’izany aza ny olona manodidina antsika. Tsy mikasika an’izay heverin’ilay Raintsika any an-danitra hoe maloto isika.

Sary mampiseho ny zavatra maloto fanaon’ity tontolo ity: 1. Mpitondra fivavahana mivavaka ho an’ny miaramila. 2. Vehivavy mpitondra fivavahana manamasina ny fanambadian’ny lehilahy roa. 3. Sary mampiseho ny nahaterahan’i Jesosy sy hazo krismasy ao amin’ny fivarotana lehibe iray.

Inona ny soa azoko raha tsy manaraka ny zava-dratsy fanaon’ity tontolo ity aho?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara