FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Janoary p. 12
  • Alamin’i Jehovah ny Vahoakany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Alamin’i Jehovah ny Vahoakany
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Toby
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ny Tranolay Masina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Gersonita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Merarita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Janoary p. 12

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Alamin’i Jehovah ny Vahoakany

[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Nomery.]

Rehefa nitoby ny Israelita dia nalamina ho fizarana efatra nisy foko telo avy (No 1:52, 53; w94 1/12 9 § 4)

Mety ho nisy 3 000 000 na mahery ny olona tao amin’ny tobin’ny Israely (No 2:32, 33; it “Toby”: “Tobin’ny Israely” § 4)

Tian’i Jehovah ho voalamina tsara ny vahoakany rehefa manompo azy. Voalamina tsara ny Israelita fahiny, ary hoatr’izany koa isika.—1Ko 14:33, 40.

Kisarisary mampiseho ny tobin’ny Israely raha tazanina avy eny ambony. Eo afovoany ny tranolay. Ireo fianakaviana avy amin’ny fokon’i Levy no akaiky indrindra ny tranolay: Arona avy eo atsinanana, ny Kehatita no eo atsimo, ny Gersonita no eo andrefana, ary ny Merarita no eo avaratra. Lavidavitra kosa no misy ny foko 12-n’ny Israely. Isakara, Joda, ary Zebolona no eo atsinanana. Gada, Robena, ary Simeona no eo atsimo. Benjamina, Efraima, ary Manase no eo andrefana. Naftaly, Dana, ary Asera no eo avaratra.

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no ampisehoako hoe manohana tanteraka ny fandaminana aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara