FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Jolay p. 4
  • Hita tao Amin’ny Lalàna hoe Miahy ny Mahantra i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hita tao Amin’ny Lalàna hoe Miahy ny Mahantra i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Toro Lalana mba Hitsarana Ara-drariny
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ny Fanompoana Ataon’ny Levita
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ahoana no Tian’i Jehovah Hanompoana Azy?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Hahita Olana Izay Tsy Mankatò ny Lalàn’Andriamanitra
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Jolay p. 4
Sary natambatra: 1. Alefan’ilay lehilahy israelita mody ilay andevo hebreo tao aminy mba ho olona afaka. 2. Lehilahy manolotra horonana misy tombo-kase ho an’olon-kafa.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hita tao Amin’ny Lalàna hoe Miahy ny Mahantra i Jehovah

Nampian’ny Israelita mpiray firenena aminy ny mahantra sy ny tsy manana lova (De 14:28, 29; it “Ampahafolon-karena”: “Lalàn’i Mosesy momba ny ampahafolon-karena” § 4)

Afaka amin’ny trosany izay Israelita nananan’ny rahalahiny vola, rehefa taona sabata (De 15:1-3; it “Sabata, Taona” § 4)

Raha nivarotra ny tenany ho andevo ny Israelita iray, dia afahana izy amin’ny taona fahafito anompoany ary omen’ny tompony fanomezana (De 15:12-14; it “Mpanompo, Andevo”: “Talohan’i Kristy” § 4)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no azoko atao mba hanampiana mpiara-manompo sahirana?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara