FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Janoary p. 14
  • Ny Fanompoana Ataon’ny Levita

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Fanompoana Ataon’ny Levita
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Levita
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Lasa Voalamina Tsara ny Fanompoana tao Amin’ny Tempoly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Hita tao Amin’ny Lalàna hoe Miahy ny Mahantra i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • “Izaho no ... Lovanao”
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Janoary p. 14
Sary: Levita manao fanompoana isan-karazany. 1. Levita mandraraka rano ao anatin’ilay kovetabe varahina. 2. Levita mitarika sarety feno siny tanimanga. 3. Levita iray mitondra siny tanimanga eo an-tsorony.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Fanompoana Ataon’ny Levita

Nalain’i Jehovah ny Levita mba ho solon’ny lahimatoan’ny Israelita (No 3:11-13; it “Mpisorona”: “Teo ambanin’ny fifaneken’ny Lalàna” § 1)

Nanana andraikitra manokana ny Levita (No 3:25, 26, 31, 36, 37; it “Levita”: “Andraikitra” § 1)

Niantsoroka ny andraikiny rehetra ny Levita 30 taona ka hatramin’ny 50 taona (No 4:46-48; it “Levita”: “Andraikitra” § 3)

Ireo lehilahy taranak’i Arona ihany no nanao ny asan’ny mpisorona, ary nanampy azy ireo ny Levita hafa. Hoatr’izany koa amin’izao. Ny rahalahy sasany ihany no miantsoroka an’ireo andraikitra mavesatra, fa manampy amin’ny asa hafa tena ilaina ny rahalahy hafa.

Rahalahy tanora iray manamarina tsara ny fanafaran’ny fiangonana. Mandinika azy ny rahalahy be taona kokoa sady falifaly.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara