FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Septambra p. 14
  • Arovy ny Lovanao Sarobidy

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Arovy ny Lovanao Sarobidy
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Hita Amin’ny Fomba Nizaran’i Jehovah An’ilay Tany hoe Hendry Izy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Miady ho An’ny Israely i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Lova
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mpandova
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Septambra p. 14

HARENA AVY AO AMIN’​NY TENIN’​ANDRIAMANITRA

Arovy ny Lovanao Sarobidy

Nandroaka fahavalo matanjaka i Kaleba mba hiarovana ny lovany (Js 15:14; it “Hebrona” § 6)

Tsy niaro ny lovany tamin’ny olona tsy nanompo an’i Jehovah ny Israelita sasany (Js 16:10; it “Asa An-terivozona” § 1)

Nampian’i Jehovah izay tena te hiaro ny lovany (De 20:1-4; Js 17:17, 18; it “Kanana”: “Azon’ny Israelita i Kanana” § 5)

Lova sarobidy omen’i Jehovah ho an’ny Kristianina rehetra ny fiainana mandrakizay. Miaro an’io lova io isika raha mianatra Baiboly, mivory, manompo, ary mivavaka. Ireo mantsy no manampy antsika tsy ho resin’ny fakam-panahy.

Rahalahy manao fotoam-pivavahan’​ny fianakaviana miaraka amin’​ny vady aman-janany.

SAINTSAINO IZAO: ‘Miaro ny lovako ve aho?’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara