FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Septambra p. 10
  • Miady ho An’ny Israely i Jehovah

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miady ho An’ny Israely i Jehovah
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Hita Amin’ny Fomba Nizaran’i Jehovah An’ilay Tany hoe Hendry Izy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ny Hafatrafatr’i Josoa Tamin’ilay Firenena
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Arovy ny Lovanao Sarobidy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Avahan’i Jehovah ny Vahoakany
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Septambra p. 10
Miara-miady amin’​ny miaramila israelita i Josoa sady mangataka amin’​i Jehovah mba hampijanona ny masoandro.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miady ho An’ny Israely i Jehovah

Mpanjaka dimy no nivondrona hiady tamin’i Gibeona sy Israely (Js 10:5; it “Adoni-zedeka”)

Niady tamin’ireo mpanjaka nivondrona ireo i Jehovah (Js 10:10, 11; it “Havandra”: “Nandatsaka havandra i Jehovah” § 1)

Nataon’i Jehovah tsy nihetsika ny masoandro (Js 10:12-14; w04 1/12 11 § 1)

Rahalahy iray mitsikitsiky ao anaty efitra kely ao amin’​ny tribonaly.

Matoky isika hoe hampian’i Jehovah tsy hivadika aminy rehefa misy fanenjehana. Fantatsika fa tsy misy fanjakan’olombelona hahasakana antsika tsy hanompo azy rehefa manohana antsika izy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara