FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Janoary p. 6
  • Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Hivadika

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Hivadika
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Aza Avela Hiova Mihitsy ny Fitiavanao ny Mpiara-manompo!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2021
  • “Izay Alehanao no Halehako”
    Tahafo ny Finoan’izy Ireo
  • “Izay Alehanao no Halehako”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • Rota sy Naomy
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Janoary p. 6

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miezaha ho Be Fitiavana sy Tsy Hivadika

[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Rota.]

Nasain’i Naomy nody tany Moaba i Orpa sy Rota (Rt 1:8-13; w16.02 14 § 5)

Nifikitra tamin’i Naomy sy Jehovah i Rota (Rt 1:16, 17; w16.02 14 § 6)

Sary natambatra: 1. Vehivavy iray sy ny zanany vavy mifampiresaka amin’ny mpivady iray amin’ny vidéoconférence. 2. Itondran’izy mivady sakafo masaka sy harona feno sakafo izy mianaka.

Ny hoe be fitiavana sy tsy mivadika dia midika hoe tia olona iray satria tsy te hivadika aminy sady tena tsy mahafoy azy, ary miraiki-po aminy. Mampiseho fitiavana hoatr’izany amin’ny mpanompony tsy mivadika i Jehovah. (Sl 63:3) Tokony hampiseho an’io fitiavana io amin’ny hafa koa isika.—Oh 21:21.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara