FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Martsa p. 10-11
  • Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2022

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2022
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Asabotsy 9 Aprily
  • Alahady 10 Aprily
  • Alatsinainy 11 Aprily
  • Talata 12 Aprily
  • Alarobia 13 Aprily
  • Alakamisy 14 Aprily
  • Zoma 15 Aprily
  • Fahatsiarovana (Aorian’ny Filentehan’ny Masoandro)
  • Asabotsy 16 Aprily
  • Alahady 17 Aprily
  • Alatsinainy 18 Aprily
  • Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2025
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
  • Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2023
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Fahatsiarovana 2024: Fandaharana Famakiana Baiboly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
  • B12-B Ny Herinandro Farany Niainan’i Jesosy Teto An-tany (Fizarana 2)
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Martsa p. 10-11

Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2022

Asabotsy 9 Aprily

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 8 Nisana)

  • Jaona 11:55–12:1

Alahady 10 Aprily

Mandry ilika eo amin’ny latabatra i Jesosy ary mandraraka menaka manitra amin’ny lohany i Maria.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 9 Nisana)

  • Matio 26:6-13

  • Marka 14:3-9

  • Jaona 12:2-11

Jesosy no Lalana, toko 101

Alatsinainy 11 Aprily

Mitaingina ampondra i Jesosy. Mamelatra ny akanjony ivelany sy sampana palmie eo amin’ny lalana ny olona.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Matio 21:1-11, 14-17

  • Marka 11:1-11

  • Lioka 19:29-44

  • Jaona 12:12-19

Jesosy no Lalana, toko 102

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 10 Nisana)

Talata 12 Aprily

Azeran’i Jesosy ny latabatra ampiasain’ireo mpanakalo vola ao amin’ny tempoly.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Matio 21:12, 13, 18, 19

  • Marka 11:12-19

  • Lioka 19:45-48

  • Jaona 12:20-50

Jesosy no Lalana, toko 103-104

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 11 Nisana)

Alarobia 13 Aprily

Vehivavy mpitondratena mahantra mandrotsaka vola madinika roa ao amin’ny vata fandatsaham-bola, ary mijery azy i Jesosy sy ny apostoliny.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Matio 21:19–25:46

  • Marka 11:20–13:37

  • Lioka 20:1–21:38

Jesosy no Lalana, toko 105-114

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 12 Nisana)

Alakamisy 14 Aprily

Mitady tetika miaraka amin’ny mpitondra fivavahana i Jodasy Iskariota.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Matio 26:1-5, 14-16

  • Marka 14:1, 2, 10, 11

  • Lioka 22:1-6

Jesosy no Lalana, toko 115

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 13 Nisana)

Zoma 15 Aprily

Fahatsiarovana (Aorian’ny Filentehan’ny Masoandro)

Mandry ilika eo amin’ny latabatra i Jesosy sy ny apostoliny tsy mivadika, mandritra ny Sakafo Harivan’ny Tompo.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Matio 26:17-19

  • Marka 14:12-16

  • Lioka 22:7-13

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 14 Nisana)

  • Matio 26:20-75

  • Marka 14:17-72

  • Lioka 22:14-65

  • Jaona 13:1–18:27

Jesosy no Lalana, toko 116-126

Asabotsy 16 Aprily

Eo amin’ny hazo fijaliana i Jesosy, eo akaikin’ny mpanao heloka bevava iray.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Matio 27:1-61

  • Marka 15:1-47

  • Lioka 22:66–23:56

  • Jaona 18:28–19:42

Jesosy no Lalana, toko 127-133

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 15 Nisana)

Alahady 17 Aprily

Manao fangatahana amin’i Pilato ny mpitondra fivavahana.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Matio 27:62-66

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 16 Nisana)

  • Marka 16:1

Alatsinainy 18 Aprily

Vehivavy maromaro gaga mahita hoe foana ny fasana nisy an’i Jesosy.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

  • Matio 28:1-15

  • Marka 16:2-8

  • Lioka 24:1-49

  • Jaona 20:1-25

Jesosy no Lalana, toko 134-135

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 17 Nisana)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara