FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Martsa p. 8-9
  • Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2023

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2023
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • ALAROBIA 29 MARTSA
  • ALAKAMISY 30 MARTSA
  • ZOMA 31 MARTSA
  • ASABOTSY 1 APRILY
  • ALAHADY 2 APRILY
  • ALATSINAINY 3 APRILY
  • TALATA 4 APRILY
  • FAHATSIAROVANA (AORIAN’NY FILENTEHAN’NY MASOANDRO)
  • ALAROBIA 5 APRILY
  • ALAKAMISY 6 APRILY
  • ZOMA 7 APRILY
  • Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2022
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Fandaharana Famakiana Baiboly ho Amin’ny Fahatsiarovana 2025
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2025
  • Fahatsiarovana 2024: Fandaharana Famakiana Baiboly
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2024
  • B12-B Ny Herinandro Farany Niainan’i Jesosy Teto An-tany (Fizarana 2)
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Martsa p. 8-9
Jesosy mitondra ny hazo fijaliany.

Fahatsiarovana 2023 Fandaharana Famakiana Baiboly

ALAROBIA 29 MARTSA

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 8 Nisana)

ALAKAMISY 30 MARTSA

Mandry ilika eo amin’ny latabatra i Jesosy ary mandraraka menaka manitra amin’ny lohany i Maria.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 9 Nisana)

Jesosy no Lalana, toko 101

ZOMA 31 MARTSA

Jesosy mitaingina ampondra ary mamelatra ny akanjony ivelany sy sampana palmie eo amin’ny lalana ny olona.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

Jesosy no Lalana, toko 102

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 10 Nisana)

ASABOTSY 1 APRILY

Azeran’i Jesosy ny latabatra ampiasain’ireo mpanakalo vola ao amin’ny tempoly.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

Jesosy no Lalana, toko 103-104

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 11 Nisana)

ALAHADY 2 APRILY

Jesosy sy ny apostoliny, mandinika vehivavy mpitondratena mahantra iray mandrotsaka vola madinika roa ao amin’ny vata fandatsaham-bola.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

Jesosy no Lalana, toko 105-114

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 12 Nisana)

ALATSINAINY 3 APRILY

Jodasy Iskariota miray tetika amin’ny mpitondra fivavahana. Misy farantsa volafotsy miparitaka manodidina an-dry zareo.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

Jesosy no Lalana, toko 115

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 13 Nisana)

TALATA 4 APRILY

FAHATSIAROVANA (AORIAN’NY FILENTEHAN’NY MASOANDRO)

Jesosy sy ny apostoliny tsy mivadika, mandry ilika eo amin’ny latabatra mandritra ny Sakafo Harivan’ny Tompo.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 14 Nisana)

Jesosy no Lalana, toko 116-126

ALAROBIA 5 APRILY

Jesosy eo amin’ny hazo fijaliana, ary misy mpanao heloka bevava iray eo akaikiny.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

Jesosy no Lalana, toko 127-133

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 15 Nisana)

ALAKAMISY 6 APRILY

Mpitondra fivavahana manao fangatahana amin’i Pontio Pilato.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 16 Nisana)

ZOMA 7 APRILY

Vehivavy telo mijery ny fasan’i Jesosy dia mahita hoe tsy misy na inona na inona ao.

FIPOSAHAN’NY MASOANDRO

Jesosy no Lalana, toko 134-135

FILENTEHAN’NY MASOANDRO (manomboka ny 17 Nisana)

Sarintany mampiseho an’i Jerosalema sy ny faritra manodidina. Samy aseho eo na ny toerana azo antoka hoe nisehoan’ny tantara na ireo mety ho nitrangan’izany. 1) Tempoly. 2) Zaridainan’i Getsemane. 3) Lapan’ny Governora. 4) Tranon’i Kaiafa. 5) Lapa Nisy An’i Heroda Antipasy. 6) Dobon’i Betesda. 7) Dobon’i Siloama. 8) Tranon’ny Fitsarana Avo Jiosy. 9) Golgota. 10) Akeldama.
    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara