FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Septambra p. 12
  • Fampiofanana Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampiofanana Modely
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Elisa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
  • Mahita Kalesy Afo toa An’i Elisa ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Ohatra Iray Mampiseho Fahafoizan-tena sy Tsy Fivadihana
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1997
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Septambra p. 12
Elisa mijery an’i Elia mizara ny Reniranon’i Jordana amin’ny akanjony.

Mijery tsara i Elisa rehefa nanao fahagagana i Elia

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Fampiofanana Modely

[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny 2 Mpanjaka.]

Nijery tsara i Elisa rehefa nanao fahagagana i Elia (2Mp 2:8; w15 15/4 13 § 15; jereo ny sary, pejy 1)

Nanetry tena i Elisa dia narahiny tsara ny fampiofanana nomena azy (2Mp 2:13, 14; w15 15/4 13 § 16)

Anti-panahy mijery rahalahy iray mamerina ny lahateniny. Misy bokikely “Miezaha” misokatra eny an-tanan’ilay anti-panahy.

Nomen’i Jehovah andraikitra hampiofana olon-kafa ao amin’ny fiangonana ny anti-panahy. (2Ti 2:2) Asehoy hoe mazoto sy azo itokisana ary manetry tena ianao raha ampiofanin’ny anti-panahy.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara