FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Novambra p. 2
  • Betsaka ny Miaraka Amintsika Noho ny Miaraka Amin’izy Ireo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Betsaka ny Miaraka Amintsika Noho ny Miaraka Amin’izy Ireo
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Elisa
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Ny Tafik’i Jehovah
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
  • Mahita Kalesy Afo toa An’i Elisa ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Fanontanian’ny Mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2003
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Novambra p. 2
Elisa, manondro an’ilay soavaly be dia be sy kalesy afo manodidina ny tafika syrianina. Gaga be ilay mpanompony.

Elisa miteny amin’ilay mpanompony hoe: “Ny miaraka amintsika dia betsaka noho ny miaraka amin’izy ireo.”​—2Mp 6:16

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Betsaka ny Miaraka Amintsika Noho ny Miaraka Amin’izy Ireo

Nisy fahavalo nanodidina ny tanàna nisy an’i Elisa sy ny mpanompony (2Mp 6:13, 14; it “Elisa”: “Tsy azon’ny Syrianina ny Israelita” § 1)

Tony foana anefa i Elisa ary nampahery an’ilay mpanompony (2Mp 6:15-17; w13 15/8 30 § 2; jereo ny sary, pejy 1)

Nanao fahagagana i Jehovah mba hamonjena an’i Elisa sy ilay mpanompony (2Mp 6:18, 19; it “Jamba” § 6)

Jesosy sy ny tafiny, mijery avy any an-danitra an’ilay polisy sy miaramila be dia be eny amin’ny lalana. Rahalahy manampy mpiara-manompo anankiroa hiditra ao an-trano.

Mahery lavitra noho ny fahavalontsika i Jehovah. Raha afaka mahita ny any an-danitra isika ka afaka mahita ny fomba ampiasan’i Jehovah ny anjely mba hiarovana ny vahoakany, dia mety ho inona no ho hitantsika hozy ianao?

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara