FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb22 Novambra p. 7
  • “Ho Faty ny Ankohonan’i Ahaba Rehetra”​—2Mp 9:8

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Ho Faty ny Ankohonan’i Ahaba Rehetra”​—2Mp 9:8
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Atalia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Jorama
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Ahazia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nosazina Ilay Mpanjakavavy Ratsy Fanahy
    Andao Hianatra Tantara ao Amin’ny Baiboly
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2022
mwb22 Novambra p. 7

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“HO FATY NY ANKOHONAN’I AHABA REHETRA”​—2Mp 9:8

“Ho Faty ny Ankohonan’i Ahaba Rehetra.” Zava-nitranga nandritra ny fotoana niainan’ny ankohonan’i Ahaba.

FANJAKAN’NY JODA

I Josafata no mpanjaka

t. 911 T.K.: I Jorama (zanak’i Josafata; vadin’i Atalia, zanakavavin’i Ahaba sy Jezebela) irery no nanjaka

t. 906 T.K.: Lasa mpanjaka i Ahazia (zafikelin’i Ahaba sy Jezebela)

t. 905 T.K.: Novonoin’i Atalia daholo ny taranaky ny mpanjaka rehetra ary nalainy an-keriny ny fitondrana. I Joasy zafikeliny irery sisa no tsy maty satria nafenin’i Joiada Mpisoronabe.​—2Mp 11:1-3

898 T.K.: Lasa mpanjaka i Joasy. Novonoin’i Joiada Mpisoronabe i Atalia Mpanjakavavy.​—2Mp 11:4-16

FANJAKAN’NY ISRAELY

t. 920 T.K.: Lasa mpanjaka i Ahazia (zanakalahin’i Ahaba sy Jezebela)

t. 917 T.K.: Lasa mpanjaka i Jorama (zanakalahin’i Ahaba sy Jezebela)

t. 905 T.K.: Novonoin’i Jeho i Jorama mpanjakan’ny Israely sy ny rahalahiny rehetra, Jezebela maman’i Jorama, ary Ahazia mpanjakan’ny Joda sy ny rahalahiny rehetra.​—2Mp 9:14–10:17

t. 904 T.K.: Lasa mpanjaka i Jeho

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara