FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb23 Novambra p. 15
  • Inona no Maharatsy ny Sary Vetaveta?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no Maharatsy ny Sary Vetaveta?
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
  • Mitovitovy Aminy
  • Inona no Hanampy Ahy Tsy Hijery Sary Vetaveta?
    Mifohaza!—2007
  • Nahoana Aho no Tsy Tokony Hijery Sary Vetaveta?
    Manontany ny Tanora
  • Nahoana Aho no Tsy Tokony Hijery Sary Vetaveta?
    Manontany ny Tanora—Torohevitra Mahasoa, Boky Faha-2
  • Tena Manimba ve ny Sary Vetaveta?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2023
mwb23 Novambra p. 15

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Inona no Maharatsy ny Sary Vetaveta?

Tsy sarotra amin’ny olona amin’izao ny mahita sary vetaveta satria feno azy ireny hatraiza hatraiza. Betsaka no mieritreritra hoe tsy mampaninona izy ireny, ary misy mpivavaka mieritreritra hoatran’izany mihitsy aza.

Sary: Sary avy amin’ilay video hoe “Fahotana ve ny Mijery Sary Vetaveta?” 1) Lehilahy anankiroa sy vehivavy iray mijery telefaonina sady miandry bisy. Samy miditra ao amin’ny pejy iray misy soratra hoe “XXX” izy roa lahy. 2) Mamaky lahatsoratra ao amin’ny jw.org hoe “Melohin’ny Baiboly ve ny Mijery Sary Vetaveta?” ny iray amin’izy ireo sy ny vadiny, atỳ aoriana.

JEREO ILAY VIDEO HOE FAHOTANA VE NY MIJERY SARY VETAVETA?, ARY VALIO IRETO:

Ahoana no fiheveran’Andriamanitra ny sary vetaveta rehefa jerena ireto andininy ireto?

  • 1Ko 6:9, 10

  • Mt 5:28

  • Kl 3:5

  • Jk 1:14, 15

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara