FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • wp22 No. 1 p. 16
  • Be dia Be no Mijaly Satria Ankahalaina

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Be dia Be no Mijaly Satria Ankahalaina
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2022
  • Mitovitovy Aminy
  • Afaka Mandresy ny Fankahalana Isika!
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2022
  • Maninona ny Olona no Mifankahala?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2022
  • Maninona no Be dia Be ny Olona Mifankahala? Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
  • Nahoana no Betsaka Izaitsizy ny Fankahalana?
    Mifohaza!—1997
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2022
wp22 No. 1 p. 16
Tompona magazay iray nisy nandroba. Mandinika an’ilay varavarankely nisy namaky izy, dia ny mpiasany indray manadio ny vakim-pitaratra.

Be dia Be no Mijaly Satria Ankahalaina

Mihanaka hoatran’ny areti-mifindra ny fankahalana.

Vao mainka resa-be any amin’ny vaovao sy ny tambazotran-tserasera ny fankahalana. Amin’ny alalan’ny Internet na taratasy na zavatra atao amin’ny antokon’olona iray, ohatra, no anehoan’ny olona an’izany. Maro koa no misy manavakavaka, mitsaratsara, manambany, maneso, mandrahona, na misy manimba ny fananany. Fahita hatraiza hatraiza ny olona mijaly satria ankahalaina.

Resahina ato amin’ity gazety ity hoe inona no hanampy ny olona tsy hifankahala intsony. Tsy nofinofy izany fa tena hitranga, ary efa manomboka misy maneran-tany izany fiovana izany amin’izao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara