FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w23 Jolay p. 32
  • Mba Andramo Izao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mba Andramo Izao
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Fantaro Izay Zava-dehibe Kokoa
  • Hatsarao ny Fomba Fianatrao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2019
  • Mba Andramo Izao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
  • Ampiasao eny Amin’ny Fanompoana ny jw.org: “Ataovy Namanao i Jehovah
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2015
  • Mba Andramo Izao
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2023
w23 Jolay p. 32

Mba Andramo Izao

Fantaro Izay Zava-dehibe Kokoa

Samy tsy manana fotoana firy hianarana samirery isika. Ahoana àry no hahaizantsika mampiasa ny fotoanantsika? Voalohany, makà fotoana tsara. Handray soa kokoa ianao raha mianatra zavatra kely nefa vita tsara, toy izay hianatra zavatra be dia be nefa atao maimaika fotsiny.

Fantaro avy eo izay zava-dehibe kokoa. (Efes. 5:15, 16) Diniho ireto soso-kevitra ireto:

  • Mamakia Baiboly isan’andro. (Sal. 1:2) Mety be izao raha ilay famakiana Baiboly isan-kerinandro ao amin’ny fivoriana andavanandro no anombohanao azy.

  • Omano ny Fianarana Ny Tilikambo Fiambenana sy ny fivoriana andavanandro. Miezaha ho vonona hamaly.​—Sal. 22:22.

  • Miezaha koa mba haharaka ny sakafo ara-panahy hafa, ohatra hoe ny gazety ho an’ny besinimaro, video, ary ireo zavatra hafa avoaka ao amin’ny jw.org.

  • Ianaro izay loha hevitra mahaliana anao. Azonao atao, ohatra, ny manao fikarohana momba ny olana atrehinao, na fanontaniana manitikitika ny sainao, na loha hevitra ao amin’ny Baiboly mba tianao ho azo kokoa. Hahita hevitra ianao raha mijery ao amin’ilay fizarana hoe “Kilalao Ara-baiboly” ao amin’ny jw.org/mg.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara