FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w24 Septambra p. 32
  • Miezaha Hianatra Zava-baovao

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Miezaha Hianatra Zava-baovao
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
  • Mitovitovy Aminy
  • Mikarakara ny Vahoakany i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Mandray Soa Amin’ny Sakafo Ara-panahy Rehetra Omen’i Jehovah ve Ianao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2016
  • Mitondra Valisoa ny Fianarana
    Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana
  • Araho ny Ohatr’ireo Mpanjaka
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2024
w24 Septambra p. 32

MBA ANDRAMO IZAO

Miezaha Hianatra Zava-baovao

Rehefa miomana hianatra isika dia mety hieritreritra hoe: ‘Inona re izao no ho hitako ato e?’ Mila mitandrina anefa isika sao hieritreritra hoe tsy misy zava-baovao tian’i Jehovah hampianarina antsika. Inona àry no hanampy antsika ho vonona hianatra zava-baovao?

Mivavaha mba hahazo fahendrena. Angataho i Jehovah mba hanampy anao hahatakatra hoe inona no tiany hampianarina anao izao. (Jak. 1:5) Aza miantehitra amin’izay efa fantatrao hatramin’izay fotsiny.​—Ohab. 3:5, 6.

Ekeo hoe manan-kery ny Baiboly. ‘Velona ny tenin’Andriamanitra.’ (Heb. 4:12) Isaky ny mamaky Baiboly isika dia afaka mampianatra antsika zava-baovao izy io, ary afaka manampy antsika amin’ny lafiny samihafa eo amin’ny fiainana. Ny saintsika mihitsy anefa aloha no mila vonona handray an’izay ampianarin’izy io.

Ankasitraho izay rehetra aroso eo amin’ny latabatr’i Jehovah. Hoatran’ny “fanasambe misy hanim-pito loha” ny sakafo ara-panahy avy aminy. (Isaia 25:6) Aza mifidifidy hanina àry ka hoe izay tiatianao ihany no hohaninao. Handray soa ianao raha tsy mifidifidy hoatr’izany, sady ho hitanao hoe tena matsiro ny mianatra an’izay aroson’Andriamanitra!

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara