FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • w25 Febroary p. 32
  • Be Herim-po Rehefa ao Anatin’ny Sarotra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Be Herim-po Rehefa ao Anatin’ny Sarotra
  • Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
  • Mitovitovy Aminy
  • Ebeda-meleka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mpamaly Soa An’izay Manompo Azy i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2012
  • “Tsy Afaka ny Hangina Aho”
    Mahasoa Anao Ireo Boky Nosoratan’i Jeremia Mpaminany
  • Iza no Namana Fidinao?
    Mahasoa Anao Ireo Boky Nosoratan’i Jeremia Mpaminany
Hijery Hafa
Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2025
w25 Febroary p. 32

HEVITRA AZO IANARANA

Be Herim-po Rehefa ao Anatin’ny Sarotra

Vakio ny Jeremia 38:1-13. Ho hitanao ao izay azo ianarana momba ny herim-po nasehon’i Jeremia mpaminany sy Ebeda-meleka tandapa.

Diniho tsara ny teny manodidina. Ahoana no nampisehoan’i Jeremia hoe be herim-po izy rehefa nilaza ny hafatr’i Jehovah? (Jer. 27:12-14; 28:15-17; 37:6-10) Inona no nataon’ny olona rehefa naheno an’izany?​—Jer. 37:15, 16.

Fakafakao ilay tantara. Noteren’ny olona hanao inona i Jeremia? (jr 27 § 20-22) Karohy izay azonao karohina momba ny lavaka fanangonan-drano fahiny. (it-2 p. 253) Hoatran’ny ahoana izao no tsapan’i Jeremia tamin’izy tao amin’ilay lavaka fanangonan-drano feno fotaka? Inona no mety ho nampatahotra an’i Ebeda-meleka?​—w12 1/5 31 § 2-3.

Fantaro hoe inona ny lesona azonao raisina. Diniho izao:

  • ‘Ahoana no iarovan’i Jehovah ny mpanompony tsy mivadika rehefa jerena io tantara io?’ (Sal. 97:10; Jer. 39:15-18)

  • ‘Rehefa inona aho no mila be herim-po?’

  • ‘Inona no hanampy ahy ho be herim-po kokoa hanao ny tsara rehefa ao anatin’ny sarotra?’ (w11 1/3 30)a

a Jereo Ny Tilikambo Fiambenana Jolay 2023, ao amin’ilay hoe “Mba Andramo Izao” raha te hahita hevitra azo ianarana ianao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara