FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mrt lahatsoratra 107
  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Ady

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Ady
  • Foto-kevitra Hafa
  • Mitovitovy Aminy
  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Fahantrana
    Foto-kevitra Hafa
  • Iza no mba Hanavotra ny Sivily? Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
  • Nahoana ny Politika no Mampizarazara ny Olona? Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
  • Nahoana i Jesosy no Nitory ny Fanjakan’Andriamanitra?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2014
Hijery Hafa
Foto-kevitra Hafa
mrt lahatsoratra 107
Ankizilahikely roa miara-mipetraka, dia mandinika toerana ravaravan’ny ady, eo anoloan-dry zareo.

AspctStyle/stock.adobe.com

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Ady

Nasehon’i Jesosy hoe tena tia olona izy, tamin’izy teto an-tany. Nafoiny ho an-dry zareo mihitsy aza ny ainy. (Matio 20:28; Jaona 15:13) Hasehon’i Jesosy indray tsy ho ela hoe tena tiany ny olona. Efa Mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra mantsy izy izao, dia ‘hataony tsy misy ady intsony eran-tany.’​—Salamo 46:9.

Jereo hoe inona no lazain’ny Baiboly fa hataon’i Jesosy:

  • “Hovonjeny ny mahantra miantso vonjy, sy ny madinika, ary izay rehetra tsy mba misy manampy. Hiantra ny madinika sy ny mahantra izy, ary hamonjy ny ain’ny mahantra. Hanafaka azy ireo amin’ny fampahoriana sy ny herisetra izy.”​—Salamo 72:12-14.

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika? Manao an’izany isika rehefa miezaka hahafantatra bebe kokoa an’ilay hafatra notoriny, izany hoe “ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra.” (Lioka 4:43) Vakio ilay lahatsoratra hoe “Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara