FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mrt lahatsoratra 108
  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Fahantrana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Fahantrana
  • Foto-kevitra Hafa
  • Mitovitovy Aminy
  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Ady
    Foto-kevitra Hafa
  • Tahafo i Jesosy ka Ampio ny Mahantra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Heloka Bevava
    Foto-kevitra Hafa
  • Iza no Azonao Atokisana? Inona no Lazain’ny Baiboly?
    Foto-kevitra Hafa
Hijery Hafa
Foto-kevitra Hafa
mrt lahatsoratra 108
Tanan’olona mangataka.

panitan/stock.adobe.com

Hataon’i Jesosy Tsy Misy Intsony ny Fahantrana

Nasehon’i Jesosy tamin’izy teto an-tany hoe tena tia olona izy, indrindra fa ny olona mahantra sy mijaly. (Matio 9:36) Nafoiny ho an’ny olona mihitsy aza ny ainy. (Matio 20:28; Jaona 15:13) Hasehon’i Jesosy indray tsy ho ela hoe tena tiany ny olona. Efa Mpanjakan’ny Fanjakan’Andriamanitra mantsy izy izao, dia hataony tsy misy fahantrana intsony eran-tany.

Tsara be ny fomba ilazan’ny Baiboly ny zavatra hataon’i Jesosy:

  • “Aoka izy hiaro ny madinika eo amin’ny vahoaka, sy hamonjy ny zanaky ny mahantra.”​—Salamo 72:4.

Ahoana no ampisehoantsika hoe ankasitrahantsika izay efa nataon’i Jesosy sy izay mbola hataony ho antsika? Manao an’izany isika rehefa miezaka hahafantatra bebe kokoa an’ilay hafatra notoriny, izany hoe “ny vaovao tsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra.” (Lioka 4:43) Vakio ilay lahatsoratra hoe “Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara