-
Eksodosy 18:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tonga dia nivoaka hitsena ny rafozany i Mosesy, ka niankohoka sy nanoroka azy. Dia nifanontany fahasalamana izy mianaka, ary nankao anaty tranolay avy eo.
-