Eksodosy 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nivoaka hitsena azy avy hatrany i Mosesy, ka niankohoka ary nanoroka azy.+ Dia nifampiarahaba teo izy mianaka, ary niditra tao an-tranolay avy eo.
7 Koa nivoaka hitsena azy avy hatrany i Mosesy, ka niankohoka ary nanoroka azy.+ Dia nifampiarahaba teo izy mianaka, ary niditra tao an-tranolay avy eo.