Eksodosy 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa henoy aho fa misy torohevitra homeko anao, ary hotahin’Andriamanitra anie ianao:+ Ianao no misolo tena ny vahoaka eo anatrehan’ilay tena Andriamanitra,+ sy mitondra ny raharaha eo anatrehan’ilay tena Andriamanitra.+
19 Koa henoy aho fa misy torohevitra homeko anao, ary hotahin’Andriamanitra anie ianao:+ Ianao no misolo tena ny vahoaka eo anatrehan’ilay tena Andriamanitra,+ sy mitondra ny raharaha eo anatrehan’ilay tena Andriamanitra.+