Eksodosy 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa henoy aho+ fa hanoro hevitra anao, ary homba anao anie Andriamanitra:+ Aoka ianao no hisolo tena ny vahoaka eo anatrehan’Andriamanitra,+ sy hitondra ny raharaha eo anatrehan’Andriamanitra.+
19 Koa henoy aho+ fa hanoro hevitra anao, ary homba anao anie Andriamanitra:+ Aoka ianao no hisolo tena ny vahoaka eo anatrehan’Andriamanitra,+ sy hitondra ny raharaha eo anatrehan’Andriamanitra.+