Nomery 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary niezaka nampangina ny vahoaka i Kaleba,+ mba hihainoan’izy ireo an’i Mosesy, ka hoy izy: “Andao isika hiakatra avy hatrany, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io, satria haharesy azy tokoa isika.”+
30 Ary niezaka nampangina ny vahoaka i Kaleba,+ mba hihainoan’izy ireo an’i Mosesy, ka hoy izy: “Andao isika hiakatra avy hatrany, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io, satria haharesy azy tokoa isika.”+