Nomery 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia nidina velona tany amin’ny Fasana* izy ireo, niaraka tamin’izay nananany rehetra. Voasaron’ny tany tao izy ireo ka ringana tsy ho anisan’ny fiangonana intsony.+
33 Dia nidina velona tany amin’ny Fasana* izy ireo, niaraka tamin’izay nananany rehetra. Voasaron’ny tany tao izy ireo ka ringana tsy ho anisan’ny fiangonana intsony.+