Nomery 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Koa nidina velona tany amin’ny Fasana* izy ireo, mbamin’izay rehetra azy, ary nanarona azy ireo ny tany+ ka ringana tsy ho eo amin’ny fiangonana izy ireo.+
33 Koa nidina velona tany amin’ny Fasana* izy ireo, mbamin’izay rehetra azy, ary nanarona azy ireo ny tany+ ka ringana tsy ho eo amin’ny fiangonana izy ireo.+