Nomery 29:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana, mba hamoaka hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy iray, sy ondrilahy iray, ary ondrilahy kely fito izay herintaona avy. Tsy tokony hisy kilema ireo biby rehetra ireo.
2 Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana, mba hamoaka hanitra mahafinaritra* an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy iray, sy ondrilahy iray, ary ondrilahy kely fito izay herintaona avy. Tsy tokony hisy kilema ireo biby rehetra ireo.