Nomery 29:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana, ho hanitra mampitony an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, ondrilahy kely fito izay herintaona avy, sady tsy misy kilema.+
2 Izao no hatolotrareo ho fanatitra dorana, ho hanitra mampitony an’i Jehovah: Vantotr’ombilahy iray, ondrilahy iray, ondrilahy kely fito izay herintaona avy, sady tsy misy kilema.+