Mpitsara 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa nifoha maraina hiainga izy ireo ny andro fahefatra, dia hoy ny rain’ilay vehivavy tamin’ny vinantolahiny: “Mihinàna zavatra kely, amin’izay mba mahazo hery,* dia avy eo ianareo mandeha.”
5 Rehefa nifoha maraina hiainga izy ireo ny andro fahefatra, dia hoy ny rain’ilay vehivavy tamin’ny vinantolahiny: “Mihinàna zavatra kely, amin’izay mba mahazo hery,* dia avy eo ianareo mandeha.”