Mpitsara 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary tamin’ny andro fahefatra, rehefa nifoha maraina toy ny fanaony izy ireo, dia nitsangana handeha ralehilahy. Fa hoy ny rain-dravehivavy tamin’ny vinantolahiny: “Mihinàna aloha mofo+ kely ho tohan’aina, vao mandeha ianareo.”
5 Ary tamin’ny andro fahefatra, rehefa nifoha maraina toy ny fanaony izy ireo, dia nitsangana handeha ralehilahy. Fa hoy ny rain-dravehivavy tamin’ny vinantolahiny: “Mihinàna aloha mofo+ kely ho tohan’aina, vao mandeha ianareo.”