-
Tononkiran’i Solomona 7:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 “Tsara erỳ ny tongotrao ao anatin’ilay kapanao,
Ry tovovavy mendri-kaja!
Toy ny firavaka notefen’ny mpanao asa tanana
Ny bikan’ny fenao.
-