Tononkiran’i Solomona 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Tsara erỳ ny tongotrao amin’izato kapanao,+ ry tovovavy be fandavan-tena!+ Tsara toy ny firavaka+ notefen’ny mpanao asa tanana mahay koa ny bikan’ny fenao.
7 “Tsara erỳ ny tongotrao amin’izato kapanao,+ ry tovovavy be fandavan-tena!+ Tsara toy ny firavaka+ notefen’ny mpanao asa tanana mahay koa ny bikan’ny fenao.