-
Tononkiran’i Solomona 7:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Boribory hoatran’ny vilia baolina ny foitranao.
Enga anie hisy divay misy fangarony foana eo!
Ary ny kibonao dia toy ny antontam-barimbazaha
Voahodidin’ny lisy.
-