Tononkiran’i Solomona 7:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Boribory sahala amin’ny vilia baolina ny foitranao. Aoka hisy divay nasiana fangarony+ foana eo. Ary ny kibonao dia toy ny antontam-barimbazaha, voahodidin’ny lisy.+
2 Boribory sahala amin’ny vilia baolina ny foitranao. Aoka hisy divay nasiana fangarony+ foana eo. Ary ny kibonao dia toy ny antontam-barimbazaha, voahodidin’ny lisy.+