Isaia 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Misikina lamba gony izy ireo eny an-dalana. Midradradradra eny an-tampon-tranony sy eny amin’ny tany malalaka ny olona rehetra ao.Sady midina izy ireo no mitomany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:3 ip-1 193 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:3 Faminanian’i Isaia I, p. 193
3 Misikina lamba gony izy ireo eny an-dalana. Midradradradra eny an-tampon-tranony sy eny amin’ny tany malalaka ny olona rehetra ao.Sady midina izy ireo no mitomany.+