Isaia 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Misikina lamba gony+ izy ireo eny an-dalana. Midradradradra sy mitomany eny an-tampon-trano+ sy eny an-tany malalaka ny olona rehetra ao, ary mitomany+ eny am-pidinana izy ireo. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:3 ip-1 193 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:3 Faminanian’i Isaia I, p. 193
3 Misikina lamba gony+ izy ireo eny an-dalana. Midradradradra sy mitomany eny an-tampon-trano+ sy eny an-tany malalaka ny olona rehetra ao, ary mitomany+ eny am-pidinana izy ireo.