Isaia 57:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza no nampihorohoro anao sy natahoranao,Ka nahatonga anao handainga?+ Tsy nahatsiaro ahy ianao,+ Ary tsy nisy na inona na inona nalatsakao tao am-ponao.+ Tsy efa nangina foana ve aho, ka tsy niteny?*+ Na izaho aza anefa tsy mba natahoranao. Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 57:11 ip-2 268-269 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 57:11 Faminanian’i Isaia II, p. 268-269
11 Iza no nampihorohoro anao sy natahoranao,Ka nahatonga anao handainga?+ Tsy nahatsiaro ahy ianao,+ Ary tsy nisy na inona na inona nalatsakao tao am-ponao.+ Tsy efa nangina foana ve aho, ka tsy niteny?*+ Na izaho aza anefa tsy mba natahoranao.