29 Nitovy habe tamin’ny an’ireo vavahady hafa ny efitra fiambenana sy ny andry ary ny lala-mitafo tao. Nisy varavarankely teo amin’ny andaniny roa amin’ilay vavahady sy ilay lala-mitafo. Nirefy 50 hakiho ny lavan’ilay vavahady, ary 25 hakiho ny sakany.+