29 Ny efitra fiambenana sy ny andry ary ny lala-mitafo tao dia nitovy refy tamin’ny an’ireo vavahady hafa. Nisy varavarankely io vavahady io sy ilay lala-mitafo, teo amin’ireo lafiny nanodidina. Dimampolo hakiho ny lavan’ilay vavahady, ary dimy amby roapolo hakiho ny sakany.+