Ezekiela 41:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nisy rihana roa nifanao ambony sy ambany ireo efitrefitra. Ary nisy efitrefitra 30 ny rihana tsirairay. Nasiana mihoatra kely daholo ny rindrin’ny tempoly, mba hanohana an’ireo efitrefitra, ka tsy nanatsofohana hazo* tao anaty rindrin’ny tempoly.+
6 Nisy rihana roa nifanao ambony sy ambany ireo efitrefitra. Ary nisy efitrefitra 30 ny rihana tsirairay. Nasiana mihoatra kely daholo ny rindrin’ny tempoly, mba hanohana an’ireo efitrefitra, ka tsy nanatsofohana hazo* tao anaty rindrin’ny tempoly.+