20 ‘Akao ny rany ka hosory eo amin’ireo tandroka efatry ny alitara sy eo amin’ny zorony efatra amin’ilay ambaratonga fahatelo ary eo amin’ny sisiny manodidina. Ataovy izany mba hanadiovana an’ilay alitara ho afaka amin’ny ota sy hanaovana fandrakofam-pahotana ho azy io.+