20 ‘Akao ny rany ka ahosory eo amin’ireo tandroka efatry ny alitara sy eo amin’ny zorony efatra amin’ilay ambaratonga manodidina ary eo amin’ny sisiny manodidina. Ary diovy ho afaka amin’ny ota ilay alitara,+ ka manaova fandrakofam-pahotana ho azy io.+