Daniela 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nirehareha anefa ny fony ary lasa mafy loha izy, ka lasa sahisahy ratsy nanao ny tsy tokony hatao.+ Koa naongana tsy ho eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, ary nesorina taminy ny voninahiny.
20 Nirehareha anefa ny fony ary lasa mafy loha izy, ka lasa sahisahy ratsy nanao ny tsy tokony hatao.+ Koa naongana tsy ho eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, ary nesorina taminy ny voninahiny.