Daniela 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nirehareha anefa ny fony ary be di-doha izy, ka sahisahy ratsy nanao izay tsy tokony hatao.+ Koa naongana tsy ho eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, ary nesorina taminy ny voninahiny.+
20 Nirehareha anefa ny fony ary be di-doha izy, ka sahisahy ratsy nanao izay tsy tokony hatao.+ Koa naongana tsy ho eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakany izy, ary nesorina taminy ny voninahiny.+